txy_isa_text_reg/24/01.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 1 Ingo, hagnafoa gny tany Yaveh, handrava anizay, hahalao anazy vo hapiely reo poniny.\v 2 Ho sahala amin'izay gny ho an'ireo poniny, gny pisoro; gny panopo, gny topony, piasa atragno; gny topovaviny, gny pivily, gny pivarosy; gny pagnomia trosa, gny pitrosa; gny pandray zanabola, vo pagnomia zanabola.