1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 3 Misiky lamba fandala ereo amin'gny lalan'ereo; midradradradra eo amin'gny tapo-tragno vo egny an-kiaza gny kirairaiky, ketraky gny tomagny.\v 4 Mitoka vozy i Hesbona vo Elale; re hatragny Jahaza gny feon'ereo. Ka mitoka vozy reo lelahin'i Moaba mita-pelia; matahosy agnatin'ereo ao avo ereo. |