1 line
391 B
Plaintext
1 line
391 B
Plaintext
\v 16 Fehezo gny fizoroako vavolombelo, vo asio tombo-kase gny firaketa ofisialy, vo ameo ereo pianasiko zay.\v 17 Hiambyan'i Yaveh zaho,ze magnavony gny tarehiny amin'gny akohonan'i Jakoba; hiamby Anazy zaho.\v 18 Iho, zaho vo gny zanadahiny ze namean'i Yaveh zaho dra ho famatara vo ho raha mahalasa ao Israely laha tamin'i Yaveh Tompon'gny lako, ze mifitaky amin'gny tezovohis'i Ziona eo. |