1 line
521 B
Plaintext
1 line
521 B
Plaintext
\v 6 Hanga ho an'gny voron'gny tezovohisy vo reo biby egny ambon'gny tany koa ereo. Handany gny fahavarasy amin'ereo gny voro,vo reo biby managn'ay any dra handany gny ririny amin'ereo."\v 7 Amin'zeho fotoa zeho dra hisy fagnomezam-boninahisy an'i Yaveh Tompon'gny maro boak'amin'ereo vahoaky abo saby malama, boak'amin'ereo vahoaky natahosy alavisy vo mariny, firene matazaky vo voahisaky, ereo ze nosarahin'gny ony gny taniny,ao amin'gny toeran'gny agnaran'i Yaveh Tompon'gny maro, hatragny amin'gny tezovohisy Ziona. |