txy_isa_text_reg/14/21.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 21 Omany ho an'gny zanany gny famonoan'iha, ho an'gny helok'ereo razambeny, ba sy hisanga ereo dra hangalaky gny tany vo hameno zao totolo zao amin'gny tana.\v 22 "hisanga hanohisy an'ereo Zaho"---zay gny fagnambaran'i Yaveh Tompon'gny lako. Ho foagnako hiala amin'gny Babylona gny agnara,gny ao taranaky. vo gny hare"---zay gny fagnambaran'i Yaveh.\v 23 "Hahiko ho amin'gny fanagnan'gny vorondolo ao avo koa izy, vo amin'gny dobon-drano, vo ho fafako amin'gny kifafan'gny fandringana izy"---zay gny fagnambaran'i Yaveh Tompn'gny maro.