1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 25 Amin'ia se gny hapitahanao Aminaky, ia gny mitpvy Aminahy?" Ho GNy Masy.\v 26 Atio gny lagnisy! Ia gny namoro reo kinta aby reo? Mamoaky andreo amin'gny filaharany Izy dra mitoka anazy aby amin'gny agnarany. Tamin'gny halahiben'gny heriny vo tamin'gny tazaky gny fahefany, dra sy nisy raiky sy nipoisy. |