txy_isa_text_reg/43/25.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 25 Zaho, eka, Zaho, Gny mamono gny fandikan-dalandrareo noho gny Aminahy avo; dra sy hahasiaro gny fahotandrareo sasy Zaho. \v 26 Apasiahivo Anahy ze nitranga. Aoky sika hiaraky hifandahasy; asehoy gny hevisindrareo, fa vasa ho voaporofo ho sy manan-signy handrareo.