txy_isa_text_reg/20/01.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 1 Tamin'gny tao nahavian'i Trtana tao Asdoda, no fa nagniraky anazy i Sargona pazakan'i Asyria, dra nialy tamin'i Asdoda izy vo nangalaky anizay.\v 2 Tamin'zay fotoa zay i yaveh dra niresaky tamin'i Isaia zanadahin'i Amoza sady nizaka ho: " Mandehana dra alao gny lamba fandala egny amin'gny andilanao vo gny kapa egny atombonao." Dra nahiny zay, nandeha sy misiky vo sy nagnisy kapa.