txy_isa_text_reg/60/10.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 10 Gny zanaky lahin'ireo hafa firene hananga ndraiky reo fefiniha; dra hanopo aniha reo pazakanu; fa ndre dra tamin'gny hahoriako aza gny nagnatrokafako aniha, dra amin'gny fankasitrahako koa gny hangorahako aniha.\v 11 Hisokasy hatragny hatragny avo koa reo vavahadiniha; sy hakatoky na andro na hariva reo, so handesa gny haren'ireo firene, mbamin'ireo pazakany tarity.