txy_isa_text_reg/65/15.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 15 Hanenga gny agnarandrareo ho ozo ho an'ireo voafiliko so hizaka handrareo; Zaho, gny Tompo Yaveh, gny hamono andrareo; Ho tokavy amin'gny agnara hafa reo panopoko. \v 16 Ndre ia ndre ia magnambara fitahia ao amin'gny tany dra ho voatahiko, gny Zagnahary gny fahamarigna. Ndre ia ndre ia mifata amin'gny tany dra mifata amin'gny alalako, gny Zagnahary gny fahamaringa, akory ho aligno reo loza taloha, fa hivony sy ho hitan'gny masoko reo.