txy_isa_text_reg/65/03.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 3 Ereo dra vahoaky ze sy misahasy manafintohy Anahy, manao soro ao amin'ireo zaridaina, vo magnoro ditin-kazo magnisy eo ambony tanimanga. \v 4 Miamby eo amin'gny lolo ereo dra eo mandrisy gny hariva, vo mihina henan-ksoa mindray amin'gny ron'gny hena fahavetaveta eo an-dovian'ereo.