txy_isa_text_reg/46/12.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 12 Mitenoa Anahy, handrareo ry vahoaky mafy hatoky, ze lavisy gny fanaova gny mahisy. \v 13 Mapagnariny gny fahamarinako Zaho; sy lavisy zeho, dra sy mandigny gny famonzeko; dra hagnome gny famonze ho an'i Ziona vo gny hasarako ho an'i Israely Zaho.