txy_isa_text_reg/46/03.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 3 Tenoy zaho, ry taranak'i Jakoba, ry taranak'Israely sisa aby, ze fa nandesiko, ze nadesiko, mialoham'gny fahaterahandrareo, fa nibabeko hatrany am-bohoky. \v 4 Eka ndre dra amin'gny taom-pahatenrandrareo aza, dra sy miova Zaho, mandra-paha fosy gny volondrareo dra handay andrareo Zaho. Nahary andrareo Zaho dra hitrotro andrareo; handay andrareo Zaho dra hagnavosy andrareo.