txy_isa_text_reg/45/16.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 16 HIndray megnasy vo ho afa-baraka aby regny; reo ze manao sapy voasokisy dra handeha amin'gny fahafaham-baraka. \v 17 Fa ho avotan'i Yaveh amin'gny famonze mandrakizay Israely; sy ho megnasy na ho efa-baraka sasy hanao.