txy_isa_text_reg/45/09.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 9 Loza ho an'ize iaby mialy amin'ize nanao anazy, amin'ize manahaky gny vilagny tany eo agnivon'ireo vilagny tany hafa eo amin'gny tany avo! Sa ra gny tanimanga bo hizaka amin'gny panefy tanimanga ho: 'Ino amboariniha tahoky?' na 'Sy mahafehy anizeho gny asaniha'?