txy_isa_text_reg/40/23.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 23 Nipihe reo panapaky manahaky gny sy misy Izy dra nanao reo panapaky gny tany ho sy misy dikany.\v 24 Vo nambole ereo, vo nafafy, gny sapan'ereo dra vo mamaka tamin'gny tany, no fa nisoky teo amin'ereo Izy ka nalazo reo, dra nandesin'gny sioky manahaky mololo ereo.