txy_isa_text_reg/40/12.txt

1 line
209 B
Plaintext

\v 12 Ia gny nandrefy gny rano teo am-pelatagnany, nandrefy gny lagnisy tamin'gny zehin'gny tagnany, nita gny botany tagnaty haro, nandanza gny tendrombohisy tamin'ireo fandanza, na reo havoa tamin'gny mozana?