txy_isa_text_reg/40/09.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 9 Miakara egny amin'gny tendrombohisy aby, ry Ziona, panday vaovao mahafaly. Manandrata feo fatrasy, ry Jerosalema. Hanao zay manday reo vaovao mahafaly, asandrato gny feonao, ka matahosy. Zakao amin'ireo tanan'i Joda ho: " Iho gny Zagnaharindrareo!"\v 10 Ingo, gny Tompo Yaveh avy manahaky gny lelahy pialy niboaky pandresy, vo gny sandriny mahery gny hanapaky ho anazy. Ingo, gny valisoany mandray aminazy, vo reo ze navotany dra mandeha eo agnoloany.