txy_isa_text_reg/40/03.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 3 Nisy feo nitoka fatrasy ho: " Omano gny lalan'i Yaveh agny an'efisy; manaova lalam-be agny amin'gny tany foa ho an'gny Zagnaharisika."\v 4 Gny lohasaha aby dra hasandrasy, vo gny tendrombohisy vo gny havoa aby dra hakary; vo gny tany mideza ho lembalemba, vo reo tany saro-dala hazary temaky;\v 5 vo gny voninahis'i Yaveh dra ho apahafatary, vo gnyvahoaky aby hindray hahita anizay; fa gnny vavan'i Yaveh gny nizaka anizay.