txy_isa_text_reg/40/01.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 1 "Hapaherezo, hapaherezo gny vahoakiko," ho gny Zagnaharindrareo.\v 2" Miresaha mora amin'i Jerosalema; dra hambarao aminazy fa nizano gny aliny, fa voavela gny helony, fa nitakasy avo ro heny tegny an-tagnan'i Yaveh izy tamin'gny fahotany aby."