txy_isa_text_reg/38/04.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 4 Dra avy tamin'i Isaia gny zakan'i Yaveh, manao ho:\v 5" Mandehana dra zakao amin'i Hezekia, pitariky gny oloko ho: ' Zao gny zakan'i Yaveh, gny Zagnaharin'i Davida razambenao: Fa reko gny vavakao, sady fa hitako gny ranomasonao. Ingo, hagnapy dimy ambinifolo tao amin'gny fiainanao Zaho.\v 6 Dra hagnavosy anao vo tihoky tana tihoky amin'gny tagnan'gny pazakan'i Asyria Zaho, dra hiaro tihoky tana tihoky.