txy_isa_text_reg/37/38.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 38 Tatiky afara, gny bo nidera tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dra namono anazy tamign' ny sabatra i Adremeleka vo Serezara zanany lahy. Boak' eo dra nitsoaky tagny amign' ny tanin' i Ararata ereo. Dra i Esara-hadona zanany gny natazaky teo amign' ny toerany.