txy_isa_text_reg/37/36.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 36 Vo gny anjelin' i Yaveh dra niboaky ka nanafiky gny tabin' ereo Asyriana, nahafaty maramila 185.000. Gny fa nifoha maraim-be ereo lelahy, dra nitsirara tegny aby egny gny fatin' olo. \v 37 Dra nandao an' Israely i Sankeriba manjakan' i Asyria vo gny noly tagny an-tragno dra nitoby tao Ninive.