txy_isa_text_reg/37/28.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 28 Fa fantako gny fipetrakao, gny fiboahanao, gny fidiranao, vo gny haorianao aminahy. \v 29 Nohon' ny haorianao aminahy, nohon' ny avognavonao ze nipaky tamign' ny sofiko, dra hametraha farangoko eo amign' ny oronao, ary gny lalam-boridiko eo amign' ny vavanao; haheriko agny am' izay lala niavianao hanano.''