txy_isa_text_reg/37/26.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 26 Moa ve tsy renao gny namaritako izany fotoa maro ze tsy nanagnako izay tamign' ny fotoa fahiny? Vo andesiko mba hitranga izany fotoa zihoky. Eto hanao mba handrava ereo tana matazaky ho lasa korotam-bato. \v 27 Ereo mponiny, tsy manan-kery, dra kivy vo afa-baraka. Voly agny agnaisy ereo, ahi-meso, ahisy egny ambony tafo na egny agnaisy, mialohan' ny rivosy avy agny antsignana.