txy_isa_text_reg/37/24.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 24 Tamign' ny alalan' ny mpanomponao gny niahasiaronao gny tompo vo gny nanovanao hoe: 'Tamign' ny hamaroan' ny kalesiko gny niakarako tegny amign' ny havoan' ereo tendrombohisy, tamign' ny fiakara farany abo an' i Libanona. Hozerako ereo sederany lava vo ho filiko ereo hazon-kypreso agny, vo hihilisy ao amign' ny toerany farany ambony zaho, dra gny alany mamoha farany be. \v 25 Fa nihaly lava-drano zaho vo nino rano; Noritraiko gny reniranon' i Egypta aby ambanin' ny faladian-tombony.'