txy_isa_text_reg/37/11.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 11 Indro, fa rendrareo ze nataon' ny mpanjakan'i asyria tamign' ny tany aby tamign' ny fandrava an' enereo tanteraky. Dra ho voavonjy ve handrareo? \v 12 Moa ve mamonjy an' ereo zagnahary gny firenena, dra ereo firenena ze niravan' ereo razamkeko: Gozana, Harana, Razefa, vo gny vahoakin' i Edena tao Telasara? \v 13 Eza gny mpanjakan' i Hamata, mpanjakan' i Arpada, mpanjakan' ereo tananan' i Sefarvaima, Hena, vo Iva?"'