txy_isa_text_reg/37/08.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 8 Dra nihery ereo lahiben' ny mpitariky dra nahita gny mpanjakan' i Asyria niady tamign' i Libna, fa reny fa niala tao Lakisy gny mpanjaky. \v 9 Vo gny ren' i Senkeriba fa nihetsiky hialy aminazy i Tiraky mpanjan' i Etiopie vo Egypta, dra nagniraky mpitondra hafasy miaraky amign' ny hafasy tagny amin' i Hezekia draiky izy: \v 10 ''Zakao amin' i Hazekia, mpanjakan' i Joda hoe: 'Ka anga handiso fanantena anao gny zagnaharinao ze atokisanao, manao hoe: ''Tsy hatolosy eo an-tagnan' ny mpanjakan' i Asyria i Jerosalema.''