txy_isa_text_reg/37/03.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 3 hoy izy taminazy: ''Hoy i Hezekia hoe: 'Tihoky andro tihoky dra andron' ny fahoria, fibedesa, vo fanglam-baraka, manaky gny zaza fa ho teraky, nefa gny reniny dra tsy mana hery hiteraha gny zanany. \v 4 Mety ho ren' i yaveh zagnaharinaoavo koa ereo zakan' ny lahiben' ny mpifehy, ze nirahin' ny mpanjakan' i Asyria mba hihasy an-dRagnahary velo, dra hizaka fatrasy ereo zaka ze ren' i Yaveh Zagnaharinao. Amizao dra asandrato ho an' ze bo tavela eto gny vavakao."'