txy_isa_text_reg/37/01.txt

1 line
378 B
Plaintext

Toko faha 37 \v 1 Gny fa ren' i Hezkia mpanjaka gny tatis' ereo, dra naniasy gny akazony izy, dra nandomboky gny vatany tamign' ny akazo fandala, vo magnagny an-tragnon' i yaveh. \v 2 Izy dra nagniraky an' i Eliakima, ze lohan' ny ankohona, vo Sebna mpanora-dala, vo ereo lohan' ny mpisoro, samby nilomboky akazo fandala avo koa, ho agny amin' i Isaia mpaminany, zanak' i Amoza.