txy_isa_text_reg/36/18.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 18 KA mamela an' i Hezekiela mamitaky andrareo, mizaka hoe: ''Yaveh gny hamozy asika''. Moa nisy tamin' ereo zagnaharin' ny vahoaky ve dra nahavozy an' ereo avy eo an-tanan' ny mpanjakan' i Asyria? \v 19 Eza ereo zagnaharin' i Hamata vo Arpada Vo eza avo koa ereo zagnaharin' i Sefarvaima? Moa ve nahavozy an' i Samaria tamign' ny heriko ereo? \v 20 Tamin' ereo zagnahary aby teto amign' ny tany, moa nisy zagnahary nahavozy gny taniny tamign' ny heriko ve? Manahaky gny hoe afaky mamozy an' i Jerosalema amign' ny heriko ve i Yaveh?