txy_isa_text_reg/36/06.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 6 Indro, matoky an' i Egypte handrareo, ze volotara misitaky ze ampesandrareo manahaky gny tehy, gny fa miantehisy amin' izay gny olo raiky, dra hifikisy amign' ny tagnany dra handefo an' azy izay. Manahaky izany i Farao mpanjakan' i Egypta amign' ny olo ze matoky anazy. \v 7 Gny fa mizaka aminahy handrareo ho: ''Matoky an' i Yaveh zagnaharinay zahay,' tsy za kay ereo toera abo vo gny ereo alitara ze nalan' i Hezekia, vo fa nizaka tamin' i Joda vo Jerosalema ho: ''Miondrefa eo alohan' ny tihoky alitara agny Jerosalema tihoky''?