txy_isa_text_reg/29/17.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 17 Selasela, dra ho avy saka i Libanogna vo gny saka ho lasa ela. \v 18 Amign'ny andro zihoky dra hiteno gny zakany boky gny maregny, vo gny masony poaky dra hahita ao amign'ny mezim-pito. \v 19 Gny ory dra hivaro ao amin' i Yaveh draiky, vo gny mahatra eo amin' ereo dra hiravo ao amign' ny Raiky Masin' ny Israely.