txy_isa_text_reg/29/13.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 13 Gny tompo niahy ho: Magnatogna anahy amign' ny vavany reo vahoaky reo vo makalaza anahy amign' ny sognon' ereo. Kanefa lavisy anahy gny fon' ereo. Gny fakalazan' ereo anahy dra didin' ereo olo ze nampianariny avo. \v 14 Noho izany, ingo, hiboaky hanao raha mahagaga eo amin' ireo vahoaky ihoky zaho, fahagaga arahay fahagaga. Ho foa gny fahendreny gny olo-kendrin'ereo, vo hazavo gny fahazava-sainy gny olo malin' ereo."