txy_isa_text_reg/23/15.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 15 Amin'zeho andro zeho, dra ho aligno mandrisy gny fito tao i Tyro, manahaky reo andron'gny pazaka. Afarangny faran'gny fito tao dra hisy raha manahaky gny ao amin'gny hiran'gny pizangazanga hisy ao Tyro.\v 16 Mangala harpa, mandehandeha agny amin'gny tana, hanao ry pizangazanga nihalongoy; tendreo soa zay, mihira hira maro, ba ho saroa hanao.