txy_isa_text_reg/23/04.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 4 Aoky ho megnasy, ry sidoana; fa nizaka gny ranomasy' dra gny mahery amin'gny ranomasy. Ho izy: " Sy bo nihesi-zaza zaho na niteraky, na nananga zatovolahy na niteza zatovovavy."\v 5 Ka no fa avy agny Egypta gny tatisy, dra halahelo mahakasiky an'i Tyro ereo.