txy_isa_text_reg/13/17.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 17 Ingo, maporisiky reo Mediana ba hanafiky an'ereo Zaho, zay sy ho voakasiky gny volafosy, na hakamamy gny volamena.\v 18 Gny sipikin'ereo handefo gny zatovony. Sy hana atra amin'gny zaza sady sy hamindra fo amin'gny zaza ereo.