txy_isa_text_reg/13/01.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 1 Fitalilia mahakasiky an'i Babylona, zay azon'Isaia zanadahin'i Amoza: \v 2 Manangana fagneva agny antezovohisy mangalihaly, mikoiha fatrasy amin'ereo, ahofahofay amin'ereo gny tagna ndrareo so hilirany amin'gny vavahadin'ereo mana-kaza.\v 3 Fa nandidy reo masoko zaho, eka fa nitoka reo lelahy maheriko ba hagnatateraky gny fahoriako, aka ndre dra reo mibitaky am-pirengirengea aza.