txy_isa_text_reg/10/24.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 24 Noho zay Yaveh Tompon'gny lako mizaka ho: " Ry vahoakiko zay mitoby ao Ziona, ka matahopsy reo Asyriana." Hamely an'iha amin'gny sorakazo izy, vo hananga gny tehiny amin'iha, araky zay nataon'ereo Egyptiana.\v 25 Ka matahosy anazy, fa afaky fotoa fohy dra hihasahy gny fahoriako amin'iha, vo hitariky amin'gny faharavany gny haoriako."