txy_isa_text_reg/09/06.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 6 Fa zaza gny teraky ho asika, zaza lelahy gny nameny asika, vo ho eo asorony gny fanapaha, vo gny Agnarany ho tokavy ho panolo say Mahagaga, Zagnahary Mahery, Ray Mandrakizay, Andrianin'gny Fiadagna.\v 7 Gny fitomboanin'gny fazakany vo gny fiadagna dra sy hisy farany, gno manapaky amin'gny fiandrianan'i Davida Izy, vo eo amin'gny fazakany, so hanoby vo hamoha izay amin'gny rariny vo fahamarigna manomboky amin'io fotoa io vo ho mandrakizay. Gny zotopon'i Yaveh tompon'gny lako gny hiahy an'zeho.