txy_isa_text_reg/03/16.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 16 Zay gny zakan'i Yaveh akory mirehareha gny zanaky apelan'i Ziona, mandeha amin'gny loha mihesikesiky, sady mangariky amin'gny masony, mikatrapokatrapoky am-pandrehana no mapikorisakorisaky amin'gny tombony,\v 17 noho zay dra hapisy arety manakom-pery eo an-dohan'gny zanaky apelan'i Ziona gny Tompo, dra hahin'i Yaveh sola ereo.