txy_isa_text_reg/03/13.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 13 Misanga nohon'gny fiapanga Yaveh, misanga hiapanga gny olo Izy.\v 14 Ho avy amin'gny fisara hanohisy reo loholon'gny olony vo reo pitarikiny Izy ho: " Namotiky gny tamim-boaloboky handrareo; ao an-tragnondrareo ze voaroba aby tamin'gny mahatra.\v 15 Nagnino handrareo gny manorotoro gny oloko sady manosiosy gny tarehin'gny mahatra?" Zay gny fagnambaran'i Tompo Yaveh tompon'gny maro.