txy_isa_text_reg/03/06.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 6 Hangalaky gny rahalahiny ao an-tragnon-drany mihisy aza gny olo raiky dra hizaka ho: ' Mana akazo hanao; meteza ho panapaky anay, dra aoky zao faharava zao ho eo an-tagnanao.'\v 7 Amin'izay andro zay dra hitabataba izy dra hizaka ho: 'Sy ho pagnasitra zaho; sy mana-mofo zaho na akazo. Sy hanao annahy panapaky gny vahoakinao hanao."