txy_isa_text_reg/01/07.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 7 Rava gny firenendrareo; may reo tagnandrareo; reo sahandrareo_eo amin'gny fagnatrehandrareo, gny hamotehan'gny olo hafa firene ireo_foa sady rava, naringan'ireo olo hafa firene.\v 8 Gny zanaky apelan'i Ziona dra nenga manahaky gny tragno bongo egny an-tanim-boaloboky, manahaky gny fandria egny amin'gny sahana kaokaombira, sahala gny tana mahy fahirano.