txy_isa_text_reg/55/06.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 6 Miataliava an'i Yaveh tany bo hita Izy; mitokava Anazy tany bo eo mariny eo Izy. Aoky hiala amin'gny lalany gny rasy fagnahy, vo gny paota hiala amin'gny herisetriny. \v 7 Aoky izy hihery amin'i Yaveh, dra hihantra anazy Izy, vo an'Agnaharisika, ze hamela tateraky anazy.