txy_isa_text_reg/55/01.txt

1 line
199 B
Plaintext

\v 1 "Avia, handrareo aby ze mangetaheta, mandehana eo amin'gny rano, vo handrareo ze sy manam-bola, avia, miviliana dra mihinana! Avia, miviliana divay vo ronono sy andoavam-bola say sy misy viliny.