1 line
358 B
Plaintext
1 line
358 B
Plaintext
\v 11 Adala tateraky ereo andrian'i Ziona. Gny torohevis'ereo panolosay hendry faratapon'i farao miova ho sy misy dikany. Ino gny hizakan'iha amin'i farao ho: " Zaho gny zanadahin'ereo olon-kendry, zanaky pazaka taloha?"\v 12 Ko eza se ze olon-kendrin'iha eo? Aoky ereo hizaka amin'iha dra hapahafatasy ze kasan'i yaveh Topon'gny maro mahakasiky an'i Egypta. |