txy_isa_text_reg/63/12.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 12 Eza Zagnahary, gny nanao gny heriny ho be voninahisy nandeha tamin'gny tana akavagnan'i Mosesy, dra napisaraky gny rano teo agnoloan'ereo, so hanaova agnara mandrakizay ho anazy? \v 13 Eza Zagnahary, gny nanday andreo tamin'gny rano laliky? manahayky gny sovaly milomay amin'gny tany mahisy, sy tafitohy ereo.