txy_isa_text_reg/43/02.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 2 No mandeha mamakivaky gny rano handrareo, dra ho eo amindrareo Zaho; vo amin'ireo renirano, dra sy hanafosy andrareo regny. Nofa mandeha mamakivaky gny afo handrareo dra sy ho ma, dra sy handrava andrareo gny lelafo. \v 3 Fa zaho gny Yaveh Zagnaharindrareo, gny Raiky Masin'Israely, Pamonzindrareo. Nomeko hanahaky gny vilim-pagnavotandrareo i Egypta, i Etiopia vo i Seba ho fifindrareo.