txy_isa_text_reg/66/15.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 15 Fa ingo, avy mindray amin'gny afo, vo avy manahaky gny tafio-drivosy reo kalesiny so handay gny hafanan'gny hahoriany vo gny fizakany fatrasy miaraky amin'ireo lelan'afo. \v 16 Fa hanao gny fisara amin'gny olombelo amin'gny alalan'gny afo vo gny mesany Izy. Ho maro reo ze hovoavonon'i Yaveh.